|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao alasafay |
| Singan-teny | 2 manao, 3 ala, 4 safay |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 8 miala safay, misafay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|